-
Notifications
You must be signed in to change notification settings - Fork 6
/
Copy pathregex.js
59 lines (52 loc) · 3.13 KB
/
regex.js
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
11
12
13
14
15
16
17
18
19
20
21
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36
37
38
39
40
41
42
43
44
45
46
47
48
49
50
51
52
53
54
55
56
57
58
// RAJERISON Julien REGEX REGULAR EXPRESSION
/**
* [dikany] => [signe] -> [Ohatra] => [Fanazavana]
* Miantomboka => ^ -> ^manomboka => Mandray izay rehetra misy hoe "manomboka"
* Miafara => $ -> miafara$ => Mandray izay rehetra miafara amin'ny teny hoe "miafara"
* Na koa => | -> manomboka|miafara => Mandray izay "manomboka" na "miafara" afaka atao na1|na2|na3
* Izay misy => [] -> [ao] => Mandray izay teny rehetra misy "a" sy "o" ohatra koa = m[abcdefghijklmnopqrstuvwxyz]a
*/
/**
* [Intervalle] => [mitovy-aminy] -> [dikany]
* [a-z] => [abcdefghijklmonpqrstuvwxyz] -> rehefa zanatsoratra normal rehetra
* [A-Z] => [ABCDEFGHIJKLMNOPQRSTUVWXYZ] -> rehefa renintsoratra rehetra
* [0-9] => [0123456789] -> rehefa chiffre rehetra 0-9
* [a-z0-9] => [abcdefghijklmonpqrstuvwxyz0123456789] -> rehefa misy a-z sy 0-9
*/
/**
* [syntaxe] => [fanazavana]
* . => Izay caractère rehetra ohatra /.a/ -> "ma"(marina), "androany"(diso satria tsisy soratra eo alohany)
* \w => Mitovy amin'ny hoe [a-zA-Z0-9_]
* \W => Mandray izay caratère rehetra tsy alphanumérique
* \d => Mitovy amin'ny hoe [0-9]
* \D => Mandray izay caractère rehetra tsy numérique, izany hoe izay [0-9] rehetra
* \n => Midina andalana
* \t => Tabulation
* \. => Consideration an'ny . test\.com
* \s => Mandray ny karazana espace rehetra, tafiditra ao anatiny ny \t
* \S => Mandray izay caractère tsy espace rehetra
*/
/**
* [syntaxe] => [fanazavana] -> [ohatra]
* [a-z][0-9][A-Z] => izany hoe misy mots telo farafahakeliny -> m9A(marina) , mam(diso)
* {min,max} => eo anelanelan'ny min sy max -> {5,9} , mamama(marina),mama(diso)
* {min,} => valeur min à l'infini -> {6,} , mamamammamamamammama(marina), mamam(diso)
* {,max} => 0 à max -> {,6} , mamamammamamamammama(diso), mamam(marina)
* {nombre} => isany farafahakely -> {6} , mama(diso), aamamamam(marina)
*/
/**
* [syntaxe] => [mitovy-aminy] -> [dikany]
* * => {0,} -> 0 à l'infini répétion jereo ny eo ambony
* + => {1,} -> 1 à l'infini izany hoe farahakeliny misy iray
* ? => {,1} -> farahabetsany miverina indray
*/
var matchUrl =/(\.com|\.fr)$/
var matchUrl3 =/^\S/
var match4 = /\W/
var match5 = /[a-z][0-9][A-Z]/
console.log(matchUrl.test("www.google.com")); //true
console.log(matchUrl.test("www.yahoo.za")); //false
console.log(matchUrl3.test(" www.yahoo.fr")); //true satria misy espace eo alohany
console.log(matchUrl3.test(" www.yahoo.fr")); //false satria misy espace eo alohany
console.log(match4.test("*/-+\.#'~")); // true satria tsy alphanumérique ireo mots ireo
console.log(match5.test('a9A')); // true